Fiteny betsimisaraka avaratra

Sarin-tany maneho ny faritra misy ireo fitenim-paritra eto Madagasikara

Ny fiteny betsimisaraka avaratra dia iray amin' ny endriky ny fiteny malagasy isam-paritra ampiasaina any amin' ny faritra misy ny Betsimisaraka. Ity fitenim-paritra ity, sahala amin' ny fiteny betsimisaraka atsimo, dia anisan' ny vondron' ny fitenim-paritra tatsinanana, miaraka amin' ny fiteny merina (fitenim-paritr' Antananarivo renivohitra) sy ny fiteny betsileo ary ny fitenim-paritra hafa avy any atsimo-atsinanana.

Fanovozan-kevitra

  • Grandidier, A. (1865-1970). Vocabulaire comparatif des principaux dialectes malgaches : hova, sakalava du Sud, sakalava du Nord, antankarana, betsileo, betsimisaraka, antanosy, mahafaly, antandroy, bara, Manuscrit de 65 p. dans la bibliothèque Grandidier.
  • Jully, A. (1901). Manuel des dialectes malgaches : hova, betsileo, tankarana, betsimisaraka, taimorona, tanosy, sakalava (mahafaly), et du soahely - Paris, André : 96 p.
  • Mendel, Ch. (1895). Petit vocabulaire de la langue malgache (dialectes sakalava et betsimisaraka) - Paris : 24 p.

Jereo koa

Fiteny malagasy

Vahoaka malagasy

Information related to Fiteny betsimisaraka avaratra

Prefix: a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9

Portal di Ensiklopedia Dunia

Kembali kehalaman sebelumnya